|
|
|
|

Teny iditra1  milasilasy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io zazalahy io rehefa miasa ka an-gamba hosoloako
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be weak and awkward in one's work
Fototeny  5  lasilasy
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  mitaredretra, mitsiredareda, mitavozavoza, mikisinkisina

Fivaditsoratra  11  milasilasy, misalisaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21