Teny iditra (1/2) | 1 mikisinkisina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo |
Fototeny | 4 kisinkisina |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 mikisina |
Mpanahaka | 10 milalotra, mitaredretra, mitsiredareda, milasilasy, mitavozavoza |
Teny iditra (2/2) | 11 mikisinkisìna |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikisinkisina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 kisinkisina |
Fivaditsoratra | 16 ikisinkisinam, mikisinkisina, mikisinkisìna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |