|
|
|
|

Teny iditra1  milasilasy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  lasilasy
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io zazalahy io rehefa miasa ka an-gamba hosoloako
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be weak and awkward in one's work
Mpanahaka  10  mitaredretra, mitsiredareda, mitavozavoza, mikisinkisina

Fivaditsoratra  11  milasilasy, misalisaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29