Teny iditra miloa-peo (loatra, feo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: miteny
Ohatra Mierona hamely azy ny liona tanora, sy miloa-peo mafy, ka mahatonga ny taniny ho lao. [Baiboly: 30:002:015/Jeremia 2:15..]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31