Teny iditra mimamà (mamà (ma))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitrentrena, mitrena matetika
Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To low (of cattle) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Meugler, beugler (du boeuf) [1.8]
Ohatra Mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimamà
Ny lasa : nimamà
Ny hoavy : himamà
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20