Teny iditra | 1 minainaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 nainaina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina |
Ohatra |
6 [2.69#] Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina?
7 [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |