Teny iditra mindran-tsofina
Singan-teny mindrana ; sofina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy mandre tsara loatra ka manontany ny hafa, lalodalovana tsy mahare tsara ka izay lazain' ny olona no mba lazainy koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To listen to unauthenticated reports [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Envoyer quelqu' un pour écouter à sa place et se renseigner [2.415, 1.3]
 Emprunter les oreilles de quelqu' un; l' expression se disait aussi des sourds [2.415]
 Qui n’écoute qu'à demi [1.3]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03