Teny iditra mindran-tsofina (indrana, sofina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona tsy mandre tsara loatra ka manontany ny hafa, lalodalovana tsy mahare tsara ka izay lazain' ny olona no mba lazainy koa [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to listen to unauthenticated reports [Richardson 1885]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31