Teny iditra |
mingodongodona
(ngodongodona (ngodona))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To emit a hollow sound. [1.2]
|
Ohatra | Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
[2.69]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mingodongodona |
Ny lasa : |
ningodongodona |
Ny hoavy : |
hingodongodona |
|
Tovy hevitra | |
|