|
|
|
|

Teny iditra1  miofy
Fototeny  2  ofy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy voankazo amin' ny vava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to peel, to scale, to skin. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  mifoy, miofy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11