|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miomba
Fototeny  2  omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra
Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka
Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] same as momba Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
Ohatra  6  Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  miombà
Fototeny  12  omba
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  iombam, maimbo, mamboy, miomba, miombà, ombaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08