Teny iditra (1/2) | 1 miombona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandray anjara amy..., miaraka amy: Miombona alahelo aminao izahay |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to share, to partake with others, to be in partnership. 5 [1.7] to share, to be in partnership |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] s'associer |
Ohatra |
7 [2.996] Fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony. |
Fototeny | 8 ombona |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miombona io |
Teny iditra (2/2) | 14 miombòna |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miombona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fototeny | 18 ombona |
Fivaditsoratra | 19 iombonam, miombòna, miombona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |