Teny iditra |
miombona
(ombona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandray anjara amy..., miaraka amy: Miombona alahelo aminao izahay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To share, to partake with others, to be in partnership. [1.2]
|
| To share, to be in partnership [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'associer [1.8]
|
Ohatra | Fa izay miarahaba azy dia miombona amin'ny ratsy ataony.
[2.996]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miombona |
Ny lasa : |
niombona |
Ny hoavy : |
hiombona |
Filaza mandidy : |
miombòna |
|
|
Teny iditra |
miombòna
(ombona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miombona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|