Teny iditra | 1 mipotraka |
Fototeny | 2 potraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony |
Ohatra |
5 [2.69#] misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 mipotraka, mpirotaka, mpitoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |