Teny iditra | 1 miraikitra |
Fototeny | 2 raikitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin' ny valopy ny hajia 5 Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin' ny zavatry ny tany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to adhere, to stick to, to cleave to. [1.2] 7 to stick to something [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 se coller, adhérer [1.8] |
Ohatra |
9 Ny akanjon' i Feno aza tantera-drano sy miraikitra amin' ny hodiny iny amin' ny lamosiny rehetra iny. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny miraikitra io |
Fivaditsoratra | 16 miraikitra, mitari-kira |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |