Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : miraikitra
|
|
|
Ohabolana 1 | Antsontsany hoatry ny fihinanana fadin-kena : hanina mafana, mandoro ; hanina mangatsiaka, miraikitra amin' ny lanilany. [2.415 #5644]
Antsontsany ohatra ny fihinana fadin-kena : hanina mafana, mandoro; haninahanina mangatsiaka, miraikitra amy ny lanilany. [2.653]
Antsontsany ohatra ny fihinanana fadin-kena : hanina mahamay mandoro, hanina mangatsiaka, miraikitra an-danilany. [2.558 #292]
|
Dikanteny frantsay | Chercher difficultés et querelles comme l' intérieur de boeuf, quand on le mange : chaud, il brûle ; froid, il s' attache au palais. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Il faut en tout un juste milieu ; ce proverbe se disait des gens trop hésitants. [2.415 #1198]
Se disait des personnes difficiles de caractère. [2.415 #5644]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|