|
|
|
|

Teny iditra1  mirakotra
Fototeny  2  rakotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be covered.
6  [1.7] to be covered, as a pot, as a person under a blanket, etc
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] être couvert, comme un pot, une personne sous une couverture
Ohatra  8  ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka [2.131]
9  sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo [2.996]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mirakotra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11