Teny iditra miramondramondra > miramondramona (ramondramona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsako sady mingonongonona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ miramondramondra ] To champ, to chew [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miramondramona
Ny lasa : niramondramona
Ny hoavy : hiramondramona
Filaza mandidy : miramondramòna

Teny iditra miramondramondra > miramondramòna (ramondramona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miramondramona [fitanisana]