|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirava
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka
Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana
Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro,
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to break up (of a meeting)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] se séparer; se disperser après une réunion
Ohatra  6  [2.587#] Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay.
7  [1.353#] Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona.
Fototeny  8  rava
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  miravà
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirava [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]
Fototeny  19  rava

Fivaditsoratra  20  avarim, iravam, miravà, mirava

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/13