|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirava
Fototeny  2  rava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mivoaka ny fianarana, ny trano fiasana: Amin' ny dimy nomirava ny mpiasa
Miparitaka, mihahaka: Mirava ny vahoaka
Vita, mifarana: Mirava ny fiangonana
Tsy tanteraka: Mirava ny fitsangantsanganana rahariva fa ratsy ny andro,
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to break up (of a meeting)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se séparer; se disperser après une réunion
Ohatra  7  Ka dia mirava isika aloha fa hihevitra izay hatao aminy izahay. [2.587#]
8  Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona. [1.353#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)15  miravà
Fototeny  16  rava
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirava [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  avarim, iravam, miravà, mirava

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08