Teny iditra mirindrina (rindrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
Ohatra Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirindrina
Ny lasa : nirindrina
Ny hoavy : hirindrina
Filaza mandidy : mirindrìna
Kamban-teny 

Teny iditra mirindriña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Manidintsidina [1.78]

Teny iditra mirindrìna (rindrina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirindrina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16