|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mirindrina
Fototeny  2  rindrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo
Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina
Ohatra  5  Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina. [2.996]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)13  mirindriña
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Tambahoaka] manidintsidina

Teny iditra (3/3)16  mirindrìna
Fototeny  17  rindrina
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirindrina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3]
Ohatra  21  Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao. [2.996]

Fivaditsoratra  22  irindrinam, mirindriña, mirindrina, mirindrìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08