|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misabaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to straddle; to open, as a stepladder, a compass, etc
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] avoir les jambes écartées; s'écarter comme les branches d'un compas, d'une échelle pliante
Fototeny  6  sabaka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  misabakà
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misabaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Fototeny  16  sabaka

Fivaditsoratra  17  asakambi, isabakam, misabakà, misabaka, sabakaim, sambaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13