Teny iditra misafotofoto (safotofoto (fotofoto))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely
Mitovy hevitra: mifotofoto ~ mikorokoro
Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity
Mitovy hevitra: mikorokoro ~ misaritaka ~ misavorovoro ~ mivorovoro
Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra
Mitovy hevitra: mifotofoto ~ mikotikotika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Also used for mifotofoto [1.2]
 To be indisorder; to act in fury [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être embrouillé; agir en colère [1.8]
Ohatra Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misafotofoto
Ny lasa : nisafotofoto
Ny hoavy : hisafotofoto
Filaza mandidy : misafotofotoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20