Teny iditra (1/4) | 1 misaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany |
Ohatra |
4 [2.470] Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. |
Fototeny | 5 saka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/4) | 10 misaka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy |
Ohatra |
13 [2.472] Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. |
Fototeny | 14 saka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/4) | 19 misaka |
Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Taisaka]
milaza |
Teny iditra (4/4) | 22 misakà |
Sokajin-teny | 23 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.3] |
Fototeny | 26 saka |
Fivaditsoratra | 27 akasim, asimak, ikasam, isakam, kamasy, kamisa, kasaim, makasy, masaky, masika, mikasa, mikasà, misakà, misaka, sakaim, samaky, simaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |