Teny iditra |
misakaiza
(sakaiza)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin' iny ankizy iny ianao, fa tsy tsaratsara toetra izy iny [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | to be friend;
opposite sexes, to be lovers [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | être amis, camarades;
ente homme et femme, être amants [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
misakaizà
(sakaiza)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakaiza
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|