Teny iditra (1/2) | 1 misakaiza |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin' iny ankizy iny ianao, fa tsy tsaratsara toetra izy iny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be friend; opposite sexes, to be lovers |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être amis, camarades; ente homme et femme, être amants |
Fototeny | 6 sakaiza |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 misakaizà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakaiza [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 sakaiza |
Fivaditsoratra | 16 isakaizam, misakaiza, misakaizà, sakaizaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06 |
![]() |