Teny iditra (1/2) | 1 misakana |
Fototeny | 2 sakana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to hinder, to impede |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] empêcher, faire obstacle |
Ohatra |
7 - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [2.471] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny misakana io |
Teny iditra (2/2) | 15 misakàna |
Fototeny | 16 sakana |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fivaditsoratra | 20 isakanam, kamasina, mañakasy, mañasaky, mañisaka, misakàna, misakana, misanaka, namisaka, nasimaka, nisamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |