Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : misakana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Lany fitia, ka mihamaro ny sampona misakana. [2.558 #119] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Raha homam-bary tsy naketsa dia misakana Imavolahy. [2.558 #3577]
Raha homam-bary tsy naketsa, misakana Imanambahy. [2.415 #4315, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous mangez du riz que vous n' avez pas planté, Imanambahy vous arrêtera. [2.415 #4315]
Si vous mangez du riz que vous n' aviez pas planté, Imanambahy vous arrêtera. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On vous prendra pour un voleur. [2.415 #4315]
Parce qu' il pensera que vous l'avez volé, ou que vous vous l'êtes procuré par d' autres moyens illicites. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Volon-katsaka misakan-tadio, ka manohana ny tsy eran' ny ainy. [2.165 #910]
Volon-katsaka misakan-tadio, ka manohitra ny tsy eran' ny aina. [2.558 #5023] Volon-katsaka misakan-tadio : manohitra ny tsy eran’ ny aina. [2.415 #801, 2.653 #3731] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Barbe de maïs qui s' oppose au tourbillon : elle lutte contre ce qui est au-dessus de ses forces. [2.415 #801]
Des fleurs de maïs s' opposant à un ouragan: elles tentent ce qui leur est impossible. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des petits et des faibles luttant contre le malheur ou contre les grands. [2.415 #801] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||