Teny iditra | 1 misangisangy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to fool around; to tease |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] badiner; taquiner |
Fototeny | 6 sangisangy |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 10 misangy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |