Teny iditra misangisangy (sangisangy (sangy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Milalao amin' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany
¶ Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrinaIsambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho tamana mihitsy ny zanako
¶ Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to fool around; to tease [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay badiner; taquiner [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
misangisangy
nisangisangy
hisangisangy
Mpitovy hevitra misangy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31