Teny iditra |
misaona
(saona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To mourn the dead [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être en deuil de [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misaona |
Ny lasa : |
nisaona |
Ny hoavy : |
hisaona |
Filaza mandidy : |
misaonà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
misaonà
(saona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|