Teny iditra misara-poana (saraka, foana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy samy miala tsy misy na inona na inona vita [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra misara-maina ~ misara-potsiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31