Teny iditra | 1 misaroro |
Fototeny | 2 saroro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] cajoler, sonder, tromper adroitement |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 misarory |
Mpanahaka | 11 mangaroka, misafary |
Fivaditsoratra | 12 misaroro, saroroim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |