Teny iditra | 1 saroro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder |
Ohatra |
5 [2.69#] Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany. |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 11 sarory, sororo |
Tovy hevitra | 12 safary |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny saroro io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |