|
|
|
|

Teny iditra1  misaroro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny
manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny
mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] cajoler, sonder, tromper adroitement
Fototeny  5  saroro
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  misarory
Mpanahaka  11  mangaroka, misafary

Fivaditsoratra  12  misaroro, saroroim

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21