| Teny iditra | 1 misasakalina |
| Singan-teny | 2 misasaka, 3 alina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mamatonalina
[2.415#6580] |
| Ohatra |
6 Nifanarahana teo am-piaingana fa amin' ny misasakalina raha ela indrindra no hody izahay.
[2.4#34]
7 Izao ihany no nalehako misasakalina atý: [2.499#64] 8 Ny Romana kosa dia manomboka ny andro eo amin' ny misasakalina indrindra. [1.38#337] |
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|