Teny iditra misefosefo (sefosefo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon' ny miakatra be ny hafanany
Mitovy hevitra: miehakehaka ~ miemponempona ~ sanehaka
¶ Sempotsempotry ny hatezerana: Nisefosefo erý Rakoto avy any' ndeha hamely tehamaina ahy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to breathe with difficulty; to pant, to sob [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay respirer difficilement, haleter; sangloter [Hallanger 1974]
Endriteny 
misefosefo
nisefosefo
hisefosefo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31