|
|
|
|

Teny iditra1  misefosefo
Fototeny  2  sefosefo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miaina mafy misesisesy: Misefosefo ilay zaza azon' ny miakatra be ny hafanany
Sempotsempotry ny hatezerana: Nisefosefo erý Rakoto avy any' ndeha hamely tehamaina ahy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to breathe with difficulty; to pant, to sob
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] respirer difficilement, haleter; sangloter
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  sanehaka, miehakehaka, miemponempona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20