|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miserana
Fototeny  2  serana
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory
Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao
Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza
5  [1.13] mandalo vetivety, miseho vetivety
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] to pass by rapidly
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] passer rapidement
8  [1.13] temporaire
Ohatra  9  Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony [2.324]
10  Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mandalo, mihelina, mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)18  miseràna
Fototeny  19  serana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miserana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.3]

Fivaditsoratra  23  iseranam, miserana, miseràna, sarimena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08