|
|
|
|

Teny iditra1  misesy
Fototeny  2  sesy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany
Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho
Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  an-kisesy, tsy miato, tsy an-kiato, tsy an-kijanona, sesilany, sesirivotra, sesimontotra, dodoria, tohokafo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11