Teny iditra misola (sola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra loha tsisy volo: Misola ny ankamaroan' ny Arabo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
misola
nisola
hisola

Teny iditra misola
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mandroba, manimba, mandrava [Rakotosaona 1972]

Teny iditra misola (sola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mirodana [Rakotosaona 1972]

2010/05/06