Teny iditra mandroba (roba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maka an-keriny; manosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To rob, to pillage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Piller, prendre par la violence [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandroba
Ny lasa : nandroba
Ny hoavy : handroba
Filaza mandidy : mandrobà
Kamban-teny 

Teny iditra mandroba
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tambahoaka] mandrava [1.78]
  [Bara] manimba [1.78]

Teny iditra mandrobà (roba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandroba [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25