Teny iditra | 1 misomebiseby |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Falifaly miheninkenina etsy sy eroa |
Ohatra |
4 [2.470] misomebiseby sy misomariaka amin' izany daholo ny mpiray tanàna sy ny manodidina; |
Fototeny | 5 somebiseby |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 misahirankirana, sehotra, somehoka, mikeninkenina, mikenonkenona, mihebikebika, misomeditsedika, misomadodoka, misahodahoda, miserintserina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |