Teny iditra misoroka (soroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika
¶ Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to clear off (the ground); to dodge, to elude [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver [Hallanger 1974]
Endriteny 
misoroka
nisoroka
hisoroka
misoroha
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/18