|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitabataba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba
Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be noisy, to be clamorous, to bustle; to talk merrily.
5  [1.7] to be noisy; to raise a clamor; to be disorderly
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] faire du tapage; troubler l'ordre public
Ohatra  7  [2.472] nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo.
Fototeny  8  tabataba
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  mikotabataba
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mitabataba io

Teny iditra (2/2)15  mitabatabà
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitabataba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]
Fototeny  19  tabataba

Fivaditsoratra  20  batabataim, itabatabam, mibatabata, mitabatabà, mitabataba, tabatabaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25