|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitabataba
Fototeny  2  tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba
Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be noisy, to be clamorous, to bustle; to talk merrily.
6  [1.7] to be noisy; to raise a clamor; to be disorderly
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] faire du tapage; troubler l'ordre public
Ohatra  8  nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  mikotabataba
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mitabataba io

Teny iditra (2/2)15  mitabatabà
Fototeny  16  tabataba
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitabataba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.3]

Fivaditsoratra  20  batabataim, itabatabam, mibatabata, mitabataba, mitabatabà, tabatabaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08