Teny iditra (1/2) | 1 mitafa |
Fototeny | 2 tafa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to converse, to chat |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Causer, jaser, babiller pour passer le temps |
Ohatra |
7 [2.131] veloma ka finareta Razandry tiava vady miresaha amin-kavana kanefa raha mitafa izaho ihany no ataovy am-bentin-teny |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitafa io |
Teny iditra (2/2) | 13 mitafà |
Fototeny | 14 tafa |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 atafim, famaty, famita, fitama, itafam, mitafa, mitafà, tafaim, tafiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |