|
|
|
|

Teny iditra1  mitahia fa lasan-ko razana
Singan-teny  2  mitahia, lasa, ho, razana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny tenenina ataon' ny olona miresaka ka manonona ny anaran' olona efa maty amin' ny andro alina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25