|
|
|
|

Teny iditra1  mitanina andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mipetraka amin' ny toerana azon' ny hainandro tsara mba hahazo hafanana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to warm oneself in the sun
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] se chauffer au soleil
Singan-teny  6  mitanina, andro
Tsipelina hafa  7  mitaninandro
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mitanina andro io

Fivaditsoratra  9  Andranomainty, mitanina andro

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21